Ry Ray, Mpiaro lehibe ! Mba mihainoa ahy e, Ka ampio aho hanao hoe : Hatao anie ny sitrakao ! Izay rehetra sitrakao No aoka mba hatao izao Fa mahasoa ny tianao : Hatao anie ny sitrakao ! Na sarotra aza ny hatao, Mba manampia ny zanakao Hanaraka ny teninao : Hatao anie ny sitrakao ! Na tonga aza ny manjo Ka ory sy mivadi-po, Ho toy izao ny teniko : Hatao anie ny sitrakao ! Mba tanterahonao tokoa Izay kasainao hahasoa ; Ny tena sy fanahy koa ; Hatao anie ny sitrakao ! He ! Hianao dia tsy mandao Izay voaray ho olonao Ka mankatò ny didinao : Hatao anie ny sitrakao !Ó, Pane, nežnosťou Rejoice O Israel لما أبقى واقف Болит внутри сжимает сердце Аллилуйя! Иисус живой Поднимаю взоры к небесам ạlhnạ mhwb dh jmylk ʿly̱ rạsy Say to the Lord "I love you" نيالن سكان بيتك
Song not available - connect to internet to try again?