Ry Ray, tahionao, i Madagasikara, Izay nohasoavinao, ka voakarakara, Ka nandefasanao ny teny masinao; Dia angatahanay // ny fitahianao // Ny Fiangonanao, ry Rain'ny fahazavana Izay natsanganao hatao fahazavana Ka nodidianao hanao ny asanao, Dia angatahanay // ny fitahianao // Ny asa marobe sy izay fanaovan-tsoa Miorina eto izao, ka sitrakao tokoa Ny fanjakana koa, izay natsanganao, Dia angatahanay // ny fitahianao // Ny tokantranonay, ny tena sy fanahy, Ny fivelomanay, ry Ray Izay Mpiahy, Ireo rehetra ireo dia iantsoana Anao. Ka angatahanay // ny fitahianao //O Lord My Soul Convicted والكلمة صار جسدًا zhǔ yào bǎ nǐ dài xiàng gāo chù Вовеки Мəлəклəр Верди Мүждə yé sū lái le rby sạʿdny ḥqyqẗ msẖ kẖyạl Chcę do Ciebie podobnym być Jezu سۇيگەنىنە جەتۋدى اڭساعان ٴار جان
Song not available - connect to internet to try again?