Ry Sakaizan'ny tanora ! Zoky be fitia, Sakambino moramora Izahay mpania. Tompo ô ! arovy Ny madinikao // Aza afoy, fa mba tsarovy Tano mafy ho Anao // Ry Sakaizan'ny tanora ! Tsinjonao arý Izany ady tsy mba mora Hitanay etý. Tompo ô ! ..sns. Ry Sakaizan'ny tanora ! Tanonao izahay He ! fa be ny mpanakora Raha lavo indray. Tompo ô ! ..sns. Ry Sakaizan'ny tanora ! Eny, sitrakay, Isan'andro, isan'ora Ho Anao, izahay. Tompo ô ! ..sns.Wyrwani z niepokojów Әйса Мәсиһ яр болсун Haleluja, lebo Boh všemocný vládu má Ey Allahım, Allahım ạ̉tʿb ktyr wạḥzn ktyr sẖkrạaⁿ ʿly̱ ạlạ̹ḥsạn كتر خيرك Engkau Milikku Abadi Cuvantul cu voi sunt Менинг дилимни ҳўшнид этдинг
Song not available - connect to internet to try again?