Ry Tompo Andriamanitra, Mpanao izao rehetra izao ! Midera Anao ny lanitra Ny tany koa mitsaoka Anao. Hianao no Ray mandrakizay, Mpanao izao tontolo izao, Tongava re, ka mba tahio Ny vavakay atao anio. Ry Kristy ô, Mpanavotra, Mpamonjy be fitia tokoa, Hianao no Zanaky ny Ray, Ka mendrika haja, saotra koa ! Fanahy Masina ô, avia, Sasao ho voadio izahay, Hanoa sy hanara-dia Ilay Mpamonjy Tomponay. Anao ny voninahitra Sy dera tsy mitsahatra, Ry Telo Izay Iray, Tsitoha Ray, Zanaka, Fanahy koa !Ježiš je živý Kto ruku k ceste zhǔ yīng xǔ Хоч учун раҳмат, Раббим Камгалап кор Қуаныңдар бүгін бүкіл әлем Honey In The Rock Vin' cu sarcina-ti la cruce Yaşam Kaynağısın Посещай Господь меня
Song not available - connect to internet to try again?