Ry Tompo, Izay nanangona Anay ho vato velona ! Hazony tsy handao Anao Ny vato voarafitrao ; Fa maro no mandronjina Handevona. Jesosy Fehizoro ô, Mpifehy mora sady to ! Tohano mafy izahay Mba tsy hirodana indray, Fa indro ny mpisompatra Mandrirotra. Ry Vato fampiraisana ! Tariho mba hikambana Ny vato voapaika re, Ho tonga trano lehibe, Tsy zakan'ny mpandevona Harodana. Ry Kristiana marobe Mba ampiraiso tsara re, Hiray am-pitiavana, Ho velona finoana, Ka mba hiaraka hanao Ny asanao.Bu Tosh Iso yạ mbdʿ ạlạ̉kwạn Иисус, мой Спаситель Да будет воля лишь Твоя Шоҳнинг муқаддас маконига Вятър и Огън Stotisíc ráz ťa tu pozdravujeme, nebeská Kráľovná, Patrónka zeme Her Şey Üstünde ạ̉lq ʿly̱ ạlrb hmk Miłość Bożą
Song not available - connect to internet to try again?