Ry Tompo ô, ny tany maina No itoerako ; Midina re, ry Andon'aina Ho ao anatiko. Tsy aloka malaky lasa No angatahiko, Fa hery monina hiasa Sy hanavao ny fo. Ny afonao ampandreseo Ny afo'nofoko ; Ny sitrakao anie hekeko Ho tena sitrako. He, tena zavatra ilaiko Ny hohavaozinao ; Ny ainao asoloy ny aiko Ho velon-ko Anao.Небеса Небес Lord You Have My Heart Znej haleluja Pánovi Акустическое сердце Hamisha Qalbimda The Power of Your Love افتح يا رب عيون شعبك Sana Hayranım Veríme v Boha jedného Efa resy izao na dia ny fasana aza
Song not available - connect to internet to try again?