Ry Tompo ô ! tsinjovinao Ny mila famonjena Satria manantena, Ny tany namboaranao Ho an'izay mpianatrao Ho lovany tokoa. Fa Hianao dia tsy mandà Ny ory sy mpanota Izay nandatsahanao ny rà Hanaisotra ny ota ; Ka tonga izahay izao Mitady hodiovinao ; Mba raisonao ny fonay. Mifona, Tompo, izahay Izay efa voaisa Ho olonao, izay nandray Ny soan'ny batisa ; Ampaherezonao ny fo Mba tsy hafoinay ny to Ambara-pahafaty !التىن ەمەس، زەر داعى ەمەس ٴومىر بەردىڭ ٴۇمىتتى جالعادىڭ Już ostatni za górami Эммануил Жизнь состоит Иисус, скорей нас всех наполни rjlk ạlymyn Шохлар Шохига ٴتاڭىرىم مەنىڭ باعۋشىم Eterno Dio
Song not available - connect to internet to try again?