Ry Tompo Zanaharinay! Manati-tsaotra izahay, F'efa novelominao, Ka tratr'izao maraina izao. Ny aizina efa lasa izao, mazava no naposakao; Levony koa ny otanay, Ka hazavao ny hevitray. Ny asanay hatao anio Atrehonao ka mba tahio, Hatao ho voninahitrao, Handrasanay ny antranao Derainay Hianao, ry Ray! Derainay Jeso Tomponay, Derainay ny Fanahy koa, Derainay fa mpanisy soaRy Jesosy, ampombay Мисир Miluju Tě, Pane 张开你的口 Карусели Я навеки Твой Я слышу слово огневое ṣnʿ ạlkl fy wqth Ny tany izay vangianao 我要站在神的话语上
Song not available - connect to internet to try again?