Ry Tompoko malala, Mpiandry tsara ô ! Hianao no mahalala Ny hasasarako. Ny ota an-tapitrisa Izao mandreraka ! Ka manomeza ahy Fiadanana ! Ry Tompoko malala, He, zatra Hianao Mampody ny adala Niala taminao ; Ampiadano aho, Tariho lalana, Ka mahareta Tompo, Aza sasatra ! Ry Tompoko malala, Te-hody aho izao, Fa manina ny vala Ny ondrikelinao ; Ka mitalaho aho : Vohay, ry Jeso ô, Izay mba efitrano Hitoerako !Alhamdu ga Allah Don Ɗansa, Yesu Când sufletul, îmi era trist Одна лишь истина Молитва Царской Семьи How great is Your Name M-ai regăsit când eu pierdut în mine yạ ʿrys Duniyan Nan Ba Gaskiya, Duniya Tana Wucewa hyạ ạ̉yạ sẖʿby СУУЗАГАН БОЛЗОҤ, КЕЛИП ИЧ
Song not available - connect to internet to try again?