Ry Tompom-boninahitra, Jereonao izao Ireto izay milahatra Ho tena irakao ; Ny fanasana fatratra Omaninao izao, Ilà-mpitondra hafatra Hamory izay hankao. Hitety sampan-dàlana Sy vohitra izahay Hanetra fisakanana Sy ady mahamay ; Ka aoka hotafiana Ny fiadianao, Fa tena fanafihana Izay hatao izao. O, ry Fanahy Masina, Monena aminay ! Ka aoka ho fanasina Tokoa izahay, Fihino tsy hihemotra, Ataovy irakao Manefa zava-tsarotra Ho voninahitrao. Ry Tompom-boninahitra, Ny voninahitrao No aoka mba hitaratra An-tavanay izao, Ka raha ao an-danitra Fonena-masinao, Dia mainka vao hamiratra Ho voninahitrao.تعليق 5 - مين الكسبان ؟ 耶稣是我人生的方向 Manenina aho, Ray masina o ạ̹nt kl ạḥtyạjy Амьдралд минь хайр бэлэглэсэн kwtạ swtạ The Symbol of Sacrifice We Gather Together ạlly btsẖwfh ʿynynạ Есть в небе прекрасная Божья страна
Song not available - connect to internet to try again?