Ry Tomponay Tsitoha ! Ilay Izy hatrizay, Avia, hampifoha Ny fiangonanay Atreho ny mpivory, Fa manantena Anao ; Fohazy ny matory Handray ny teninao. Iraho ny Fanahy Mba hanavao anay, Ka homba sy hitahy Ny teny inoanay Na lehibe na kely, Ampio sy hafanao Hazoto hampiely Atý ny lazanao. Ny asam-pamonjena Izay natombokao, Ambino tsy hihena Tahio sy tontosao ! Ny herin'i Satana Folahy hatrizao, Ho afa-pahotana Izahay navotanao. Arovy ny finoana Izay naorinao ; Vonoy ny hevi-poana Mandà ny teninao Izahay na be na vitsy, Hazony tsy hania, Mba ho Anao mihitsy Mandrakizay doria.Снова Бог даровал нам общенье Neemia Чун бар Ӯ менигарам бо ашкҳо Кубанып шаттангын Теңирдин ысмында فلنعلي اسم الرب wǒ yǒu yī gè jiā سبحوه سبحوه Иса Танръ'нън Саъндадър Ғам аламли кунлар йўқолди Мон сьӧры мын ку зарезь тулкымъяське
Song not available - connect to internet to try again?