Ry varavaran-danitra ô ! Ampandrosoy ny Tomponao, Fa fandresena lehibe No efa vitany tatý Moa iza izao Mpanjaka izao ? Mpandresy iza re izao ? Ny lazany manerana Ny tany sy ny lanitra. Io no Kristy Mpamonjy soa Nisolo olo-meloka, Ka satro-boninahitra No mendrika ny lohany. Anjaranao, ry foko ô ! Hanompo sy hanaraka 'Lay Kapiteny lehibe Nialoha ao an-danitra ao ! Ry Kristy ô ! Mpanavotray ! Irinay mba ho hita koa Izany voninahitrao Sy ny fiandriananao ! Raha tapitra ny andronay, Vohay ny varavaranao, Ny trano namboarinao Honenanay mandrakizay.Превозносим Šťastie, zdravie, pokoj svätý Йюдже Танръм бинлердже Modlitba je mocná Исаның Адында ạlrb hw ạllh hw ṣnʿnạ wnḥn sẖʿbh Aralarında yaşayacak, aralarında yürüyeceğim มาเถิดให้เราพากันไป Come and let us go up Szeretethimnusz تعليق 11 - شقاوة فى المعمل
Song not available - connect to internet to try again?