Ry voasatro-tsilo, Ry voakapoka ! Indrisy be ny loza Manafotra Anao ! Nitsaohan'ny anjely Fahiny Hianao. Fa henatra sy latsa Anjaranao izao. Atolotro, ry Jeso, Ny foko ho Anao, Hiaraka hitondra Ny fahorianao. Raha henatra sy loza No ho anjarako, Dia Hianao Mpamonjy, No ifaliako. Tsarovy aho, Tompo, Raha tratry ny manjo ! Tsy mendrika aho, nefa Mba amindraonao fo ! Ny ratranao no misy Fanasitranana. Ny ranao ahitana Ny fiadanana.Поздравляем мы Вас Альфа и Омега ىيىق Yesu Hanyarmu Ne أوِه لْه سَر تِخت روونْشتي آتي إليك يا فادي حياتي Întoarce-te o fiu pierdut Славім, вывышаем Da eu, da eu Inty ny olonao, Jeso Tompo o
Song not available - connect to internet to try again?