Ry Ziona, mihainoa ! Injay feo mafy mampifoha Ny ampakarina izao : Mbola alim-be ihany, Fa ny fotoana no lany, Ka avy ny malalanao; Antsoiny hianao Alao ny jironao Ka velomy ; Dia miaingà hivoaka, Hitsena ny mpampakatra ! He, Ziona ravoravo, Fa reny izao ny antso avo Ka velona ny hobiny : Indro, avy Kristy Tompo, Hanafaka anay mpanompo, Halainy hampakariny. He, faly re ny fo ! Avia Tompo ô ! O, hosana ! Mihaingo izao hitsena Anao, Ry Kristy, ny malalanao ! Hira, hoby, fiderana Asandratray mba hitsenana Anao, Jesosy Tompo ô ! Tsy mba misy mitomany, Fa mirana izay mankany Am-pampakaram-badinao ; Mahafinaritra ny hiran-danitra Haleloia ! Ilaozanay ny trano lay, Miakatra ny dianay.Eram jos în păcat dar Isus m-a salvat Őt áldjuk Au revoir, au revoir Земля не может ранить так Oh quién en ti morara Дождь срывает листву Тихо мерехтять на небі зорі Христос стучится Za dílo Tvé باجي قدامك
Song not available - connect to internet to try again?