Sakaiza, raha tia Ny Tompo Hianao, Faingàna ka avia Hanaraka Azy izao ! O, mba tsarovinao Fa Izy tsy nifaly, Naleony nijaly Mba hamonjena anao. Fanahy, mahereza, Efao ny adinao, Fa làlana mideza No hiakaranao ; Ny zava-tsoa atý Dia zavatra mandala ; Tsy azom-pahavalo Ny lovanao arý. Ry Tompo manomeza Anay ny herinao ; Finoana mateza Mba atolorinao; Mba hanarahanay Ny lalam-pamonjena. Hahita Anao mitsena Anay rahatrizay.Благословляем Именем Создателя, Открой мое сердце lyk ạlmjd yạ ʿạly СОС جاشوودو باسىپ بۇلعانىچ جولدۇ Հանձնվում Եմ Քեզ Հիսուս Իմ نصيب أهل الدنيا بناقص أرض بناقص دنيا مراية Jehovah no Mpiandry ahy
Song not available - connect to internet to try again?