Sambatra izay voafidy Ho mpiasanao Ka hanohy ireo adidy Izay natombokao. Ho mpitaiza ny fanahy Toy ny vitanao Ho mpiady tena sahy Tarikao Jeso. Dia mpiasa tsy an-tery Ka mafana fo Te-hanangona ondry very Marobe tokoa. Te-hitaona ny tanora Sy ny zaza koa Tsy hifidy asa mora, Fa ho mpankatò. Hianao, ry Jeso Tompo, No nampianatra Ny olonao mba hanompo Tsy mitsahatra. Tsy handala ny talenta Izay natolotrao : Fa ny aina re no fetra Entina manao. Nefa tsy matoky tena Fa malemy moa, Ka dia mila fahendrena Mila hery koa ; Ho mpiasa mahavita Izay anjara etý, Mandra-pody ao am-pita Aminao arý.Yang Diperbuat Allahku من اجل امانتك انت 祈求天上的神 Uvidím viac Би Эзэн Тандаа ирж جزء 7 shén shì hù wèi gān yạ ṣạḥb ạlḥnạn yạ mljạ̉ nfsy̱ الشجرة Вот звучит небес простор
Song not available - connect to internet to try again?