Sambatra ny fo izay matoky Anao Tsy atopatopan'onja raha manana Anao Na dia samy hisedra ihany Zava-tsarotra eto an-tany dia Sambatra ny fo matoky Anao Odidinin'ny famindram-ponao isan'andro Na ririnina aza mbola mahita masoandro Na dia samy hisedra ihany Zava-tsarotra eto an-tany dia Ravo izay misaina toa Anao Sambatra ny saina iray safidy Aminao Saina mankahala ota nanimba hatrizay Na dia samy hisedra ihany Zava-tsarotra eto an-tany dia Ravo izay misaina toa anaoRAU LOIN KHUA THA AH KAN KAL LAI Ben bir garip yolcuydum మాధుర్యమే నా ప్రభుతో జీవితం Báječný bál Yaşam Ekmeği Ben’im Твоя, не моя път Vzdej dík AIZE! KA KHAMHTU THISEN A CHUAK MAW? Již noc se krátí ḥbyby lyạ
Song not available - connect to internet to try again?