Saotra, dera, an'Ilay Mpanjaka Tompo Tsara, dia Andriamanitra. Izy mitahy ny taona ka finaritra re ny vahoaka, fa Izy miaro ny loza tsy hitranga matetika. Ny ranonorana tonga hanatsara ny zavatra maro; izay fitahiana rehetra dia ateriny avokoa. Miderà, saotra no atero, fa tsy mba diso fanomezana. Izy no derao eo anatrehan'ny vahoaka maro. Miderà, saotra no atero, fa tsy mba diso fanomezana. Izy no derao re, Izy no derao eo afovoan'ny fiangonana.Naintea lui Isus إزاي أنا هابكي Церковь любимая นิมิตพระเยซู Жизнь моя в Твоих руках Per tutti i miei giorni Doamne numele-Ti inalt ṣlạẗ dạnyạl Pyhien usko krsyk ạly̱ dhr ạldhwr
Song not available - connect to internet to try again?