Saotra, dera, no homena Ho Anao Mpanavotray, Hianao manetry tena Mba hanandratra anay. Mba tariho Tompo ô ! Ny fanahy sy ny fo ; Tianay ny hiara-dia Aminao ka tsy hania. Raha ory sy mijaly Eto aza izahay, Tsy ho kivy, fa hifaly Amin'ny anjaranay. Hianao ry Tomponay, No mba iankinanay, Ka inoanay homena Ho anay ny famonjena.Грешники к Христу придите Çarmıhın gölgesinde Вақте чун гуноҳкоре ба пояш афтодам Сонсооч Open Now Thy Gates of Beauty Were Were Salvador mío. como Tú eres Zošli nám bohatý dážď! Ja idę tą drogą, co wiedzie do chwał Throne Room
Song not available - connect to internet to try again?