Satrohy voninahitra, Anjely masina ô ! Ilay voasatro-tsilo teo, Dia Jeso, Jeso, Jeso, Tompo tokana ! Ry afa-pahoriana, Izay ao an-dapany ! Nombany tao an-dalana, Ka saotra, laza, hery, Aoka ho Azy re ! Taranaky ny lavo ô, Izay natsangany, Ekeo Izy eram-po, Ka saotra, laza, hery, Aoka ho Azy re ! Ry firenena marobe Ambany lanitra ! Miankohofa, maneke Fa Jeso, Jeso, Jeso, No Mpanjaka re !Jeszcze się kiedyś zasmucę Эй Раб Исо, Ту лоиқӣ Ateş gibi bạlrwḥ nsjd تعليق 2 О Раб'дир АЗ СЪМ БОЖИЕ ДЕТЕ شيلتني Díky, za toto krásné ráno Будьте юношами теми
Song not available - connect to internet to try again?