Tafatsangana tokoa, Haleloia ! Jeso Kristy Tomposoa, Haleloia ! Maty nefa velona Haleloia ! Mihirà, ry olona, Haleloia ! Foana ny fasana, Haleloia ! Indro, Jeso velona, Haleloia ! Toky tsy mamitaka, Haleloia ! Mihirà, ry olona, Haleloia ! Andro lehibe tokoa, Haleloia ! Andro fihobiana, Haleloia ! Afaka ny tahotra, Haleloia ! Mihirà, ry olona, Haleloia ! Haja, laza, aterinay Haleloia ! Jeso ô, Mpanjakanay, Haleloia ! Raiso re ny saotranay, Haleloia ! Raiso koa ny tenanay Haleloia !24 Ағ саггал You Know My Name Когда мы вместе Забур 50, 12-14 Солнце простилось с землею Marchons avec joie В мире здесь где так тревожно сумрачно и безнадежно Марҳаматлиси لما شعب المسيح يرنم За Исуса нямаше почивка
Song not available - connect to internet to try again?