Tahaka ny masoandro miseho Toy ny heriny izay mahaleo, Na dia takon'ny rahona tao ; Tahaka izany Jesosy Mpamonjy, Izy nitsangana velona indray Ry olombelona, izay voavonjy Mba miderà Azy mandrakizay ! Saotra aman-dera sy laza sy hery, Aoka ho Azy hatramin'izao Izay nanafaka ny olom-bery, Indro ny fasana vaky sy lao. Izy nanafaka ny vavahady : Aiza, ry fahafatesana ô ! Aiza ny herinao sahy miady Amin'ny mino sy amin'ny to ? Jeso Mpamonjy ô ! mba hasoavy Ka mba arovy ny mino Anao, Ka ny Fanahinao aoka ho avy, Mba hanazava ny fonay izao ; Ary tantano izahay tsy hania, Fa Hianao no Mpiaro anay ! O ! ry Mpamonjy anay, mba avia, Ka mba vonjeo, fa miandry izahay ! Jeso, izahay te-hisaotra tokoa Noho ny soa nomenao anay ; Teraka teto nitondra ny soa, Dia ny fiainana mandrakizay Saotra omenay Anao izay nijaly, Nefa natsangan'ny Rainao indray ; Rahatrizay izahay dia hifaly Any an-danitra mandrakizay !Вае эшъёсы кылзоме zài yé hé huá diàn lǐ kàn mén de rén В край родной тропа уходит Jeruzalemie, grodzie mój مطمن فيه Господи, як дивно, що я жив, Тебе не знаючи, - Dios obra por senderos Pleaca-ti genunchii Isus e aici bạʿtrf qdạmk Сән қуяш, һәқиқәт Сениң һиммитиң
Song not available - connect to internet to try again?