// Tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro, dia nankany amin'ny fasana izy, nitondra zava-manitra izay efa namboariny. // // Ary hitany fa indro ny vato efa voakodia niala tamin'ny fasana. Dia niditra izy, nefa tsy hitany ny fatin'i Jesosy Tompo. Ary raha mbola very hevitra tamin'izany izy ireo, indreo nisy roalahy niseho taminy, nitafy fitafianà manelatrelatra. // // Ary nony natahotra izy ka niankohoka, dia hoy izy roalahy taminy. Nahoana no ato amin'ny maty no itadiavanareo ny velona? Tsy ato Izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony lzy mbola tany Galilia hoe: // Ny Zanakolona tsy maintsy hatolotra eo an-tànan'ny mpanota ki hohomboana amin'ny hazo fijaliana, ary, ary, hitsangana, hitsangana amin'ny andro fahatelo.Калк Парла! İsa Rabbimsin О, Тәңір бұл әлемнің бастамасы Эзэний ивээлд найдаж байхад Беген дүнйә, Реб гелипдир! ความรักมั่นคง Your steadfast love extends to the heavens Танд хайртай миний Есүсээ tʿạly̱ tẖbt ạ̹ymạny Kelajak O qui voudra croire
Song not available - connect to internet to try again?