Tamin'ny voalohany ny teny Dia tao amin'Andriamanitra Nahariana izao tontolo izao Ary koa nisiam-piainana Io Ilay Mazava ho antsika Tolotry ny Ray ambony ao Ka ny haizina dia tsy ho hita Jesosy no mamirapiratra ao N'iza n'iza no nandray Azy Dia nomeny ny fahefana Mba ho tonga zanak'Andriamanitra Izay mino ny Anaranyạ̹n qwty tʿlyq 4 - ạ̉ṭfạl byḥbwạ mṣr tʿẓm nfsy ạ̉ʿtdẖr وسط الآلام Triumfu Króla Niebieskiego Сүйіктімін, Құдайға мен жақын болдым 得胜在乎耶和华 Я иду по земле злобным ветром гоним Jezu, ve svém slitování
Song not available - connect to internet to try again?