Tanora ô ! Ny Nosin-drazanao Miandry izao Manasa anao. Ingao anio Ilay fanevanao, O ! tafio Ny herinao. O ! mifohaza izao, Tafio ny herinao Injao ny Nosinao, Manantena anao ! Jereo ny namanao, Taninin-doza izao O ! vonjeo Fa mitoreo. Avia, jereo Ny Fiangonanao ; O! mba vonjeo Fa mila anao. Tanora soa No mba ilaina koa O ! avia Hiara-dia, O ! mifohaza ..sns. Omeo anio Ny herinao izao, Ka dia falio Ireo tapakao. Ireo didy soa Sy baikon'ny Tsitoha, Tanteraho Sy hajao. O ! mifohaza ..sns.Hay Libertad Слушај глас за помош ТИ СИ СПАСИТЕЛНА КАНАРА Летать qiān lǐ zhī wài de xiǎo cūn zhuāng Cercalo in profondità Que Dieu se lève Йиз ккуни яр Make Me a Servant Раббим хато қилсам (анъанавий)
Song not available - connect to internet to try again?