Tany Betlehema fahiny Nisy Zaza teraka ; Tonga toy ny mpivahiny, Nefa tena Zanaka, Izy no Jesosinay, Ka mba raiso ho anao ! Ao ny lapa feno haja Nisy Azy fahizay ; Saotra, dera aman-daza Teo anatrehan-dRay, Izany no nilaozany Hamonjena ny atý. Zaza tsy nanota izy, Nefa Zaza toa anao ; Koa raisinao rankizy, Mba ho tena havanao ; Ary mba arahonao Izay fanaony hitanao ! Raha hianao tomany, Izy hampangina anao, Izy koa hampahamamy Izay fifalianao ; Matokia Hianao, Izy no Sakaizanao ! Nefa mba henoy, ry zaza ! Ao an-danitra Izy izao, Fa ho avy indray hitsara An'izao tontolo izao ; Koa mba fidionao Izy ho Mpamonjinao !На Христа ты как голубь сошел Tınıshlıqta Ба касони дудила ман кина дорам Al cruzar los valles Бир Иман Бир Вафтиз 죄에서 자유를 얻게 함은 tʿlyq 1 - sẖqạwẗ fy̱ ạlmʿml تاڭدا كۇن شىعادى جىلىتىپ جەردى hw ạlrb Դաժան է Այս Աշխարհը Սին
Song not available - connect to internet to try again?