Tany Betlehema fahiny, Tao an-tranon'omby re; Nisy Zazakely soa, Tampofoan-dreniny, Jeso Kristy Zaza io, Zanak'i Maria madio. Nahafoy ny Rainy Izy Sy nandao ny lanitra, Tsy nandà ny trano ratsy, Nefa Andriamanitra: Toe-pahantrana re An'ny Tompo lehibe. Fony Izy mbola Zaza Dia nanaiky sy nanoa, Ary tia reny Izy, Sy nanetry tena koa, Zaza Kristiana e! Manaraha Azy re! Ka ho hitantsika Izy Noho ny fitiavany: Fa 'Lay Zazakely tsara No mba Tompon-danitra, Ka isika zanany Dia hankany aminy. Nefa tsy mba tranon'omby. Itoerany izao, Fa nankao an-danitra Izy. Sy mitafy laza ao; Ka ho sambatra any koa Tahaka Azy ny zaza soa.عنوان سكني في ستره فرحاً اغمرنا ạ̹lqạʾ 2 Раб'бин Хузуруна Гирелим Ве Йюректен Weet jy nie jy's 'n tempel 去找回起初的爱 صليب إلهنا خداوند پادشاه بزرگ است Powiedzcie, jak mam smutnym być Nech chvála stúpa
Song not available - connect to internet to try again?