Tany finaritra, Tarafin-danitra, Ity tanin'ny mpivahiny ity Ka fihobiana No andehanana Mankany Paradisa arý. Andro mihelina Ilay sasakalina, Nefa tsarovan'ny olona Satria ny lanitra Tsy lefy hanitra ; Mamelon-kira velona. Anjely marobe No indray mihira hoe : « O ! mifalia ry reraka ! Fa fiadanana No andehanana ; Kristy Mpamonjy teraka ! »Rise and Shine 2 วันยิ่งใหญ่ Меным муса Тэ La famille Jak pekne je v manželstve žiť, navzájom sa milovať, ctiť v srdečnej úprimnosti Circondami oh Dio Hay gozo en mi corazón ياللي عشانك ạ̉ryd qlbạaⁿ shí shí jǐng xǐng
Song not available - connect to internet to try again?