Tao an-tsahan'i Betlehema, 'Reo mpiandry ny ondry re, No vangian'ny Serafima Sy anjely maro be. Voninahitra ho an' Andriamanitra, Ho an'Andriamanitra ! Voninahitra ho an' Andriamanitra , Amin'ny avo ! 'Njany ny hiran'ny anjely, 'Zay niredona tokoa Indro tonga Imanoely Zaza masina sy soa. Voninahitra, ..sns. Nofo notafin'ny Teny, Lanitra nilaozany ; 'Ndao isika izao hankany, Be tokoa ny lazany. Voninahitra, ..sns. Voninahitra ao ambony Ho an'Andriamanitra, Ka ny hira no redony Solon-java-manitra. Voninahitra, ..sns.ЬОлюм Йенилди كل يوم حركة عالبركة Vezi cum dispar de pe cer mii de stele yạrb yạ ʿạly Mira Señor la tormenta wạḥdẗ sạ̉lt ṣlạẗ krsyk ạly̱ dhr ạldhwr Господь небес
Song not available - connect to internet to try again?