// Te-hifindra // Aho, ry Jesosy ô ! Be manjo atý an-tany, Fifaliam-be no any Aminao, ry Tompo ô. // Ny anjely // Sy ny olo-masina Tafahaona ka mihoby : Sambatra ny tafatody, Faly fa noraisina. // Faly koa // Aho, ry Mpamonjiko. Manantena fa hahita Ny fonenana ao am-pita, Ka handray ny lovako. // Tsy tamana // Aho, amin'ny manjo, Fa vahiny atý an-taný Ka maniry mba ho any Aminao, ry Tompo ô. // Ao tsy misy // Ota na aretina ! Tsara raha hodimandry, Nefa aho te-hiandry Ny fetr'andro marina.J'ai soif de ta présence إنت إله قدوس కృప వెంబడి కృపతో నను ప్రేమించిన Mende täze ýürek ýarat Succeda quel che succeda Baruch Adonaï بەلگىسىز 2 Eı, ómirim-aı, sen bizdi oılandyrdyń Isa qymbatsyń men úshin Salmo 27
Song not available - connect to internet to try again?