Tena sambatra sy mahate-ho tia Izay masim-po, madio fisainana, Fa miara-dàlana mifankatia Amin'Andriamanitra, Fiainana. Masina tokoa re ry Tompo Tianay mba ho masina, Saina, tena sy fanahy Ka fiainan-danitra tokoa No santarin'izay mino sy manoa. Indro, mampahery, mahatoky koa Raha mahitsy ny fijery, soa ny fo ; Fa ny fo madio sy masina tokoa : Paradisa an-tany, feno zava-tsoa Masina tokoa ..sns. Koa halaviro ny fitaoman- dratsy, Ny fisakaizana tsy mba masina ; Fa ny tia ny Tompo, dia olon-tsoa mitafy Fahadiovan'ny Fanahy Masina. Masina tokoa ..sns. Miaraha làlana amin'i Jesosy. Fa ny fahavalo ta-hamotraka, Mijoroa, reseo ny toetra mampihosina Ao anaty loto sy ny fotaka Masina tokoa ..sns.Месих Дирилди كذبوا «Иса» ады əзиздир, нурдур Онун сөзлəри Bomboş bir Mezar Po celý svoj život BEN İNCİLDEN UTANMAM Ofiaruję Tobie Panie mój Yeshua Би баярлаж байна اشرق بنورك
Song not available - connect to internet to try again?