Hiaraka Aminao aho, ô ry Jesoa Tompoko Tsy manana olon-kafa aho, Fa Hianao no fiainako Hanara-dia Anao, izay no faniriako Hifikitra Aminao aho Jesoa ! Tiako ny hiaraka ..sns. Tiako ny hiaraka Aminao Jesoa Na aiza na aiza hitondranao ahy Tiako hiaraka Aminao Jesoa Fa Hianao no miantso ahy. ! Hiaraka Aminao aho, ô ry Jesoa Tompoko Hitory teny soa amin'ireo havako Hanara-dia Anao, izay no faniriako Hifantsika aminao aho Jesoa ! Tiako ny hiaraka ..sns. Hiaraka Aminao aho, ô ry Jesoa Tompoko Ho zary famonjena anie ny fahoriako Hanara-dia anao izay no faniriako Hifantsika Aminao aho Jesoa ! Tiako ny hiaraka ..sns. Hiaraka Aminao aho, ô ry Jesoa Tompoko Hibanjina ny Ray, Tompo Andriamanitro. Hanara-dia Anao, izay no faniriako, Izay misy Anao, no hisy ahy, Jesoa, Tiako ny hiaraka ..sns.Zamanin Da, Almasihu Ya Zo Parla ancora Umučenie drahého Ես Կապրեմ, Չեմ Մահանա Мы рождены чтобы славить Его نفسي تفرح دومًا Eagels Wings ḥwạr ạlmlk wḥyrạm ạltẖạny АЙ-КАНАТТУ КУШТЫЙ БОЛОЙЫН yạ nfsy ạlạ tryn
Song not available - connect to internet to try again?