Lehibe indrindra, mahery indrindra, Ianao ry Tompo ô! Mitafy voninahitra sy famirapiratana, Nihavian'izao rehetra izao Sady mihazona azy, Ny vokatry ny Asanao no manome aina. Miboiboika ny loharano eny an-tsaha, Ny tsio-drivotra mitsoka malefaka, Ianao no nampisy izany. Fiv. Deraina anie ny Tomponay, Tsy misy ny toa Azy, F'Izy nanao asa lehibe, mifalia re! 2-Mihelina ny andro iainantsika, Toy ny aloka, Toa zava-poana ny tenantsika Mbola ho vovoka, Tsy misy olona mahalala Ny andro hahafatesany, Na manana hery hahatana ny ainy. Nefa Jehovah, miaro antsika tsy ho faty. Be fitiavana, manan-kery mahagaga, Izy no fanantenana. Fiv...پانا ВЯРАТА МИ ПЛАНИНА Е Имонингдан қайтмагин Gel Ruhunla Bana Ora ho la gioia nel cuore Chisʋs okʋt chi hoyo hosh Sevgili Yavrum Rab Gücüm Ve Ezgimdir Voici le jour Cuando las tinieblas oscurecen
Song not available - connect to internet to try again?