Tompo mahery Tsitoha, Faly izahay mahatsiaro, Fa Hianao Izay Loha Efa niantso olo-maro. // Mba hitohizan'ny asa, Asa natomboka teto // Raiso ny saotra aman-dera Noho ny zavatra vita, Fa Hianao nampahery Ny mpiasanao izay tafita. // Raiso fa Anao samy irery Ny fahefana sy hery // Dia hamasino ny asa Sy ny fiezahana mafy, Efa nataon'ilay mpiasa Tamin'ny fo sy ny hafy. // Ho voninahitrao, ry Tompo Izay niantso azy hanompo. // Ary izahay izay mandova Sy ta-hanohy ny asa, Aoka ny toetra ho lova Horaisinay, enti-miasa. // Ho voninahitrao, ry Tompo Izay efa niantso mpanompo. //Сила моя и песен моя е Господ Будем славить Бога ЩЕ ТЕ БЛАГОСЛАВЯМ БОЖЕ Du bleibst an meiner Seite Возьми свой крест иди за Мной dwsy yạ nfsy There's a song that cannot be contained Oxuyur Bütün Xilqәt สรร(ระ)เสริญพระนาม ยกย่องพระองค์ I will Praise Your Name พระเจ้าทรงเป็นผู้เลี้ยงที่รัก
Song not available - connect to internet to try again?