Tompo Malala ô ! Mpanjakako Ianao Tamy aho fa resy lahatra Noho ny famonjena vitanao Eny, ry Tompo, tsy ho haiko adinoina intsony re Ny fitiavana nasehonao Ka anio no hanavaozako ny fanompoko Anao Fa tsy ho voavaliko, izay natolotrao Ny fitiavana natolotrao, Ka raiso, Tompo, ekeo re sy anjakao Ny fiainako ho voninahitrao. Tompo Malala ô 'lay hazo fijaliana Niaretanao tao Kalvary, Niaretanao Mpamonjiko No nanehoanao fa tianao ity mpanota izay Tsy mendrika Anao akory ity Ka anio no anavaozako, sns... Tompo Malala ô ! tsy ho adinoiko intsony Ny fitiavana natolotrao Ny fitiavana natolotrao Eny, ry Tompo, ity izaho izay voababonao Fa vonona hanao ny sitrakao Ka anio no anavaozako, sns...Maqtanatyn, maqtanyshym Ózińsiń HNANGAM LOMI RA U lw nsytny mạmạ fy ywm جيلنا يا رب Иса Бу Шаркъйъ Койду Калбиме Ni Lopi Chu ! Sai che Gesù ritornerà الرب هو الملك القدير Jehovah o, mba mihainoa!
Song not available - connect to internet to try again?