Tompo Malala ô ! Mpanjakako Ianao Tamy aho fa resy lahatra Noho ny famonjena vitanao Eny, ry Tompo, tsy ho haiko adinoina intsony re Ny fitiavana nasehonao Ka anio no hanavaozako ny fanompoko Anao Fa tsy ho voavaliko, izay natolotrao Ny fitiavana natolotrao, Ka raiso, Tompo, ekeo re sy anjakao Ny fiainako ho voninahitrao. Tompo Malala ô 'lay hazo fijaliana Niaretanao tao Kalvary, Niaretanao Mpamonjiko No nanehoanao fa tianao ity mpanota izay Tsy mendrika Anao akory ity Ka anio no anavaozako, sns... Tompo Malala ô ! tsy ho adinoiko intsony Ny fitiavana natolotrao Ny fitiavana natolotrao Eny, ry Tompo, ity izaho izay voababonao Fa vonona hanao ny sitrakao Ka anio no anavaozako, sns...msẖạʿry ạljryḥh يهوه يرأه عوني إلهي Yo le alabo con el corazón Z nieba, gdzie gwiazd tyle Acı Веры путь для тебя предназначен Yesu Nakupenda, U mali yangu Хвалите Господа и пойте DAWTNAK NIH VAILAM AH A THLAI
Song not available - connect to internet to try again?