Tompo manampia ny mpianatrao, Ary mitahia ny madinikao, Mba ho tonga zaza sitrakao izahay, Zaza mankalaza ny Mpanavotray. Maminay tokoa ny Anaranao, Sambatra avokoa re ny havanao ; Manana anjara any aminao, Ry Mpamonjy tsara ny madinikao.Рахмат сиңа Аллам أنت معانا kyf ạ̉nsy̱ Mi Atyánk, Isten يا من ضللت انهض Fratello e amico hw dh ạlly bysẖjʿny ṭwl mạ fy ạ̹ydk Isa, keremetsiń Sen!
Song not available - connect to internet to try again?