Tompo ô ! ovay ny foko Mba ho mora anarina Toy ny any zazakely Tsotra sady marina, // Tsy mialona, tsy maditra, Fa manao ny sitrakao // Zaza, ka tsy te-hifidy Izay homenao ahy anio ; Ny ho azoko ampitso Dia ankinina aminao ; // Koa tsy manahy aho, Fa efa niantohanao // Zaza tsy maharo tena, Fa miankina amin-dray. Tsy mahery, tsy mba hendry, Ary tsy mahay mandeha ; // Hianao no Raiko tia, Raiko be fahari-po //See, The Lord Ascends In Triumph Исо Сен менинг Раббим ạ̹nt ạlḥyạẗ Тъкмо какъвто съм Сомненьям меня не взять Lay ora tao Getsemane He, dera, laza, hery Сенин гиби гьоребилмейи Basta un attimo عارف إنك متحملني
Song not available - connect to internet to try again?