Tompo ô, tsy takatray Ny hasoan'ny antranao ; Zava-mahagaga anay Ny fitiavanao. He, mpanota izahay, Nefa hasoavinao ; Avotr'aina azonay, Misaotra no atao. Tompo ô, Mpanjakanay, Fatratra ny herinao : Ts'isy zavatra izay Mahasakana Anao ! Nefa mora fo Hianao Fa mandefitra aminay, Koa dia misaotra Anao Fa afaka izahay. Tompo Andriamanitray, Avy izahay izao : Raiso ny fiainanay ; Anao, ka anjakao. Tompo ô, tsy takatray Ny hasoan'ny antranao ; Zava-mahagaga anay Ny fitiavanao.Ариун газарт Таныг От того, что я жить без Тебя не могу تعليق 7 Ничего просто так не случается Susamışam İsa Ученье نفسي تفرح دوماً بالرب پەرۋەردىگار سەن مېنىڭ باققۇچىم سألت عليك Худованд муборак
Song not available - connect to internet to try again?