Tompo ô ! tsy takatry ny saiko Ny fitiavanao tsy nohajaiko ; Kanjo io no hany antenaiko Mba hamonjy ahy izao. (Hamonjy izao) Tompo ô, voababonao Izany foko ho Anao Mamy re ! Izany fitiavanao, ry Jeso ô ! ( Feo II ) Tompo ô ! dia resinao ny foko ilay nandà, Voababonao tokoa tokoa ; Ka nasandratrao ho Zanak' Andriamanitra, Hotarihinao an-danitra. Mamy dia mamy re, tsaroan' ny aiko izao Izany fitiavanao, ry Jeso ô ! Ny fandavan-tenanao tsaroako Fa fandavan-tena nahitako Ny fitiavanao izay inoako Fa mambomba ahy izao. (Mambomba izao) Tompo ô, ..sns. Ry Jesosy, tsy mba misy haiko Afa-tsy manolotra ny aiko Eo an-tananao izay andrandraiko Hampijoro ahy izao (Hijoro izao) Tompo ô, ..sns.Chváľ Ho wqt sẖkwky Chin Koʻngil Senga muhtojman Karanlıktan bizi çıkardın Prince de paix Не ошибись wạlqạdr ạ̉n yfʿl Bir kun Xudo haqiqati beradi Astăzi cânt voios
Song not available - connect to internet to try again?