Tompo Tsitoha, izahay mifona, Mba mihainoa, ô mba manatòna ! Ka mamindrà fo aminay mpanota, Ho afaka ota. Raha averina aminay mpanota Izay mendrika ho anay ho valin'ota, Dia ho anjaranay re ny hijaly, Fa tsy hifaly. Indro izahay, fa vovoka sy tany, Reraka, osa, sady mitomany, Traty ny mafy mampiferinaina, Ka mitaraina. Noho Jesosy Zanaka malala, Izay nijaly solonay adala, Dia mba vonjeo izahay mahantra, Ry be fiantra. Ray be fitia, tokin'ny mahantra, Mba manampia anay, ry be fiantra, Fa miandrandra izahay mijery Anao irery !Unknown Бог Ты так благ Твоя милость вовек пребывает Таң шапағындай, жүзіңнен нұр төгіліп Gerangan Bayi Apakah Kutsal Mutluluk Jeso Kristy Tomponay, Mirad el gran amor - Aleluya lk ynbgẖy̱ ạltsbyḥ جۉرۅگۉمدۉ سووروتچۇ، ىيسا yạ mn bḥḍwrh
Song not available - connect to internet to try again?