Tompon'ny lanitra ô ! mba tahio Izy izay ta-hanatona Anao, Ka ta-handray ny batisa anio Sady maniry mba ho Zanakao. Ampifalio ny fony, izay ory, Sady miaky ny ota natao Ary ny ratsy maniry fongory, Ka mba omeo ny aina vaovao. Izay manaiky hitana ny soa Sady mandà ny devoly izao ; Aoka hiseho ho mpino tokoa Amin'ny fomba sy asa vaovao. Afon'ny lanitra ô ! mba avia, Ka ateraho ny fony izao Ary tarihonao mba tsy hania Fa te-ho sambatra ao Aminao. Andriamanitra Ray be fitia, Taomy ny maro hanatona Anao Ny Fiangonanao, ho be mpitia, Ho marobe ny ankohonanao.İsa Məsih, Sən müqəddəssən Canta una canzone di lode mạtʿlmtsẖ ạ̉ʿysẖ wạnạ kẖạyf صحيح أنا لسه صغير Лайък ЬОвгюйю Алмая lmạ ạlrjạ mn qlby ygẖyb నేనున్న స్థితిలోనే సంతృప్తిని من يوم ما النفس هديت Îmi pusesem nadejdea in Domnul Quiero Llenar Tu trono de Alabanza
Song not available - connect to internet to try again?