Tonga indray re ny Noely, Andro tsara sady soa ; Jeso Tompon'ny anjely, Nefa nietry tena koa. Indro tonga Zazakely, Ho sakaizanay tokoa, Sy hamory 'zay miely, Hody amin-dRainy koa ! He, ny fonay ravoravo, Ry Noely maminay, Fa ny Zanaky ny Avo, No nomeny ho anay, Mba hanarina ny lavo, Sady ho fiainanay ; Feno sy mitafotafo 'Zany hasambaranay ! O ! ry androm-pamonjena, Arahaba, hianao ! Olo-maro sesehena No mifaly aminao, Avy koa mba hitsena 'Lay Mpamonjy soa 'zahay, Ka ny fonay no homena An'i Kristy Havanay !Tocad trompeta ya ياللي بتفرحنا كۇشىم مەنىڭ Tompo o, tsy takatray قراءة 2 shén qǐ xǐ yuè qiān qiān de gōng yáng อยู่เพื่อพระองค์ผู้เดียว I Simply Live For You 耶和华啊你是我的神 Rude Cruz Аллаһ чағырыр һəр заман һəр инсаны
Song not available - connect to internet to try again?