Tonga ny fahafatesana, Ary jinjany ny velona ; Izy manapaka ny lehibe Sady mamira ny kely re ! Nefa ny fasana maizina Efa nidiran'ny Masina ; Izy nampody ny fiainana, Resy ny fahafatesana. Amin'ny manam-pinoana, Dia mazava ny fasana ; Izy hitsangana finaritra Noho Jesosy Mpanavotra. Resin'ny Tompo ny fasana, Koa, ry fahafatesana, Aiza izao ny fanindronanao ? Aiza, ry helo, ny herinao ?Ampio aho, Zanahary o O, pielgrzymie Я есмь овца Иисуса Он Пастырь добрый мой ạlly yjylk Би гараа Их Эзэнд өргөе จงนิ่งเสียและรู้ว่าเราคือพระเจ้า rby yswʿ ạlgẖạly В море бывает штиль, в море бывает шторм, جيت لك غيرت حياتي Господня Мишце, покажи
Song not available - connect to internet to try again?