Tonga ny fahazavan'i Ziona, Ravo ny tany izay maizina teo Tapitra koa ny andro misaona, Ary ny tany miadana izao. Tonga ny fahazavan'i Ziona, Efa nandrasana izay ela izay, Izao dia tapitra ny fanompoana, Ka ampodina ny babo indray. He misy rano izay miboiboika Any an-efitra maina sy lao, Feno ny hobiny ny lohasaha, Manakoako ny hira vaovao. Indro ny tany sy nosy rehetra Dia mankalaza ny Tompo izao, Ny fanjakany dia tsy manam-petra, Miravoravo ny tany vaovao.Czemuż dusza twoja lgnie АЗ ВЯРВАМ ВЪВ ТЕБ Яхве! Вот Он грядёт к нам Дорог немало есть но верная одна LAWMHNAK THLAM KA LUNG CHUNGAH Есть внутри меня надежда Снова вместе мы были собраны ʿmạl tdạry Gracious Tempest Dio d'amore
Song not available - connect to internet to try again?