Tonga ny hariva, Ka ny aizina Efa mba madiva Ho mpanarona. Jeso ô, tsinjovy Ka tahio izahay, Eny, mba arovy Handry fahizay ! Maniraha anjely Mba hiambina Ahy zazakely Raha maizina. Ary raha maraina Mba fohazy indray Ho madio sy tsara Eo imasonao.Blackout Pred Tvoju tvár, môj Ježiš Голгофа Follow, follow, I will follow Jesus Немов орли 再度聚首圣山 سبحانك يا الله Veľkú radosť dal nám Pán sẖạyfk rby̱ أسماء الله
Song not available - connect to internet to try again?