Tonga ny maraina, Dimbin'alina, Ka ny Tompon'aina No isaorana. Raha mbola nandry Aho Tompo ô, Hianao Mpiandry Dia aroko. Tano sy ampio Ny madinikao, Sao hanota anio, Ka handao Anao. Aoka ny anjara Fanompoako Mba ho vita tsara Ka ho sitrakao. Ary raha lany Ny fotoako, Izaho hody any Anatrehanao.Przed obliczem Pana ạ̹lhy ạ̹lhy lmạdẖạ trktny Madaqtańdar Qudaıdy! الكتاب المقدس الثمين - بصوت الراحل نجيب إبراهيم Авралын минь Хад Әлдекім үйін құмға тұрғызыпты Бир, икки - Худо меҳрибон Віфлиєм спав у темряві сумній يا يسوع أنا عبدك Pe marea vietii plutesc obosit
Song not available - connect to internet to try again?