Tsara re, ny lanitra Sady mahafinaritra ! Ao ny Rainay be fitia, Ao ny zaza tsy mania, // Ao ny fifaliam-be // Ondry kely izahay, Ary tsy mba fantatray Ny hanjo etý an-tany, Ka maniry mba ho any // Aminao, ry Tomponay // Ry Mpiandry Tsara ô ! Aoka mba hamindra fo Aminay izay mbola kely, Mba iraho ny anjely // Ho mpiambina anay // LITANIACarry Me to the Cross وا حبيبي Pourquoi donc attendre Кан дьокюлмеден баъшлама олмаз LOVE DIVINE, ALL LOVE EXCELLING dfʿ dyny̱ .. llạ̉bd - ạ̉bryl 1997 ạ̉nạ ạ̉my ạlʿdrạ Rozhodl jsme se jít za Ježíšem Ուղղում եմ Քեզ Հայացքը Իմ rsạlẗ ạlmlk
Song not available - connect to internet to try again?