Tsaroanay tokoa izao Ny soa be noraisainay Tsy tapaka avy taminao Ry Andriananaharinay ! Ny lasa itodihana Dia mampiseho avokao Ny tanam-pitiavana Miahy sady manasoa. He ! koa ity andronay ity, Izay diavinay izao, Dia voahodidina erý Ny fitahiana aminao ! Dia tokinay tokoa izao Fa mbola ho arovanao Anio, ampitso, rahatrizay, Izay miankina Aminao. Ka dia mba velomy re Atý anatinay ny fo Hahay misaotra Anao anie Ry Rainay be famindram-po !Masoko manganohano خودای سُیگی Раб гюджюм ве езгимдир Le Dieu des temps Benedico il Signor వినవా మనవి యేసయ్యా Chvíle najvzácnejšie prežívam Glorifícate ٴماريام، ٴماريام Dici di sì
Song not available - connect to internet to try again?