Tsinjovinao ny vorona, Fa tsy mamafy na mijinja, Nefa ao Ilay Mpamelona Miahy sy mikojakoja, Jereo ny voninkazo soa, Fa tsy miasa na mamoly ; Ireo ahin'ny Tompo koa, Ka velona ao an-tanimboly. Isika izay malalany No dia andrian'ny fony indrindra, Ka mifalia, ry zanany ! Ny Zanahary no mpitondra, Ry Tompo, Ray malalanay ! Hatoky tsy hanahy intsony Ny tena sy fanahinay, Fa manana ny Ray ambony.خودایی کویسَپ Dağlar var olmadan Tiap Hari Bergembira Жүрегімде қара дақ ۇنۇتپاعىن، بئر سەن ۅزۉڭ قاالاپ Нежность спутница счастья Kegyelmed, Úr Jézus A THIANG THITUMNAK Ven ya Мне больше нечего желать
Song not available - connect to internet to try again?